|
|
|
|

Teny iditra1  miady lahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [lahy, masculine.] A dispute for supremacy or leadership; also used in speaking of two women quarrelling over a man.
Singan-teny  4  miady, lahy
Tovy hevitra  5  miady laka, miady laharana, miady ho lohany, miady voninahitra, miady seza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10